«Mondiaux Junior 2025» : Nahazo tompondaka miisa 4 i Madagasikara
[Newsmada - Madagascar] - 3/11/2025
Tafaverina an-tanindrazana ny sabotsy lasa teo, ny ekipam-pirenena malagasin’ny tsipy kanetibe, sokajy «Juniors» lahy sy vavy. Avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, natao tany Espagne ny 24 – 26 oktobra lasa teo. Tsy niveri-maina fa nahazo tompondaka maneran-tany miisa 4. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Vondrona Filatex : Vavahady noravahana loko afrikanina tatsimo
Notokanana, omaly, ny fotodrafitrasa vavahady « Arche Malaga », an’ny orinasa Filatex Properties, ao anatin’ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Niakatra an-tsehatra, omaly, tao amin’ny Kianja Complexe Stadium Cote d’Or, Maurice, ny Barea zandriny, lahy sy (…)
[Newsmada] - 17/12/2025
Tanambe : Un mort dans la collision entre un motoculteur et une moto
Un grave accident de la circulation s’est produit le mardi 16 décembre dernier, vers 18h45, sur la route en terre (…)
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
BNI Lovain-jafy: Manasongadina hatrany ny fandraharahana maitso
Namiratra indray ny tontolon’ny toekarena maharitra tamin’ny alalan’ny fanolorana ny « Trophées BNI Lovain-jafy », (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
“Pureplay Football League (PFL)” : Hanomboka ny alahady ho avy izao ny fifanintsanana
Hotontosaina ny 21, 27, 28 desambra ho avy izao ny andro voalohany, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 18/12/2025

