“Africa Cup 3×3” : Ekipa afrikanina 24 hiady ny amboara

[Newsmada - Madagascar] - 7/11/2025
Iray volana mialoha ny fifaninanana, nanamafy ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny basikety, Ramaroson Jean Michel, fa efa mandroso ny fikarakarana ny fandraisan’i Madagasikara ity fifaninanana ity. Fanambarana nataony teny amin’ny biraon’ny FMBB 67 Ha, omaly. Hotanterahina eto (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

ITM-IHM 2026 : Hasongadina aty Afrika i Madagasikara
Hatao ny 11, 12, 13 ary ny 14 jona 2026 ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny (…)
[Newsmada] - 16/12/2025
Ladoany : Mitombo ny fandanian’­ ny « transitaires »
Misedra olana ireo mpandraharaha ao anatin’ny vondrona fampivondronana entana (groupage) avy any ivelany. Mi­tombo (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
Internet : Accès gratuit au très haut débit sur 20 sites publics dès janvier 2026
Le ministère du Développement Numérique, des Postes et des Télécommunications a signé hier dans la fin de (…)
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hamoraina ny fanohanana ny mpandraharaha, Vovonana natokana ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany (PME). (…)
[Newsmada] - 16/12/2025
Ambohidratrimo : Un jeune commerçant retrouvé mort sauvagement tué
Une découverte macabre a bouleversé la commune urbaine d’Ambohidratrimo dans la matinée du mercredi 18 décembre (…)
[Midi Madagasikara] - 20/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |