Manerinerina-Ambatoboeny : Nidina an-dalambe mitaky ny fanalana an’ny ben’ny tanàna sy ny lehiben’ny boriboritany
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 8/11/2025
Ny marainan’ny Alarobia faha 05 Novambra taona 2025 teo iny no nidina an-dalambe nitondra sora-baventy mitaky ny fanalana an’Atoa ben’ny tanàna am-perinasa sy ny lehiben’ny boriboritany ao amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra Manerinerina, any amin’ny disitrikan’Ambatoboeny, faritra (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Talatamaty :: Senatera nofatorana tao an-tranony
Fiara tsy mataho-dàlana telo. Fantatra ny laharan’ny roa ary tsy nafenina aza, raha tsy nisy kosa ny fahatelo (…)
[Midi Madagasikara] - 6/11/2025
Education : L’alimentation scolaire parmi les leviers du progrès des élèves
L’amélioration de la rétention scolaire est l’un des impacts positifs de l’existence des cantines scolaires dans les (…)
[Midi Madagasikara] - 30/10/2025
Handball – “Mada senior 2025” : Nisongadina ny ekipan’Atsinanana
Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Sport Toamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
TOBIM-PIANTSONANA VATOFOTSY : Nakatona ny biraon’ny mpitantana
Fitokonana etsy fitokonana eroa, saika manao fitokonana mitaky sy mangataka fanovana avokoa ny ankamaroan’ny mpiasa (…)
[Midi Madagasikara] - 4/11/2025

