Raharaha Cnaps sy SMGD: Nosavaina ny tranon’ Andriantsitohaina Naina
[Newsmada - Madagascar] - 10/11/2025
Nosavaina omaly ny tranon’ny minisitra teo aloha, Andriantsitohaina Naina, etsy Andranobevava. Nanatanteraka izany ireo mpitandro filaminana nanao fanamiana sivily. Voalazan’ny loharanom-baovao iray fa anisan’ny anton’izany ny «Raharaha Cnaps sy ny SMGD», orinasa eo anivon’ny kaominina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
13 jiujitsukas malgaches en quête de médailles au Mondial d’Abu Dhabi
Pour la troisième année consécutive, Madagascar sera représenté au prestigieux Championnat du monde de jiu-jitsu (…)
[Midi Madagasikara] - 7/11/2025
Deci-delà
Décès Lool du groupe Rambao n’est plus Figure emblématique du groupe Rambao, Clarisse Ravololomanana est décédée (…)
[Midi Madagasikara] - 5/11/2025
Herinandron’ny karate : Hatao eto Analamanga ny “Mada isan-tarika”
Hotanterahina ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 15 hatramin’ny 20 desambra izao, ny herinandron’ny (…)
[Newsmada] - 8/11/2025
Raharaha tsy filaminana eto Toamasina : Misy tsaho naely mikasika ilay mpirakidraharaha nisy nidaroka
Raha mbola ao anatin’ny alahelo sy ao anaty fahatezerana ireo mpirakidraharaha ny fitsarana eto Toamasina mikasika (…)
[Midi Madagasikara] - 8/11/2025
“Ankizy milalao”: Hisy sokajy vehivavy
Hotontosaina ny 8-9 novambra 2025, etsy amin’ny Kianja Betongolo, ny fifaninanana baolina kitra ho an’ny kilonga, (…)
[Newsmada] - 6/11/2025

