Fikaonandoham-pirenena kristianina: Fotoana handraisan’ny mpino an-tanana ny firenena
[Newsmada - Madagascar] - 14/11/2025
Hotanterahina ny 19 novambra ka hatramin’ny 21 novambra ho avy izao ny fikaonandoham-pirenena kristianina voalohany, eny amin’ny ISTS katolika Mandrimena, Iavoloha, karakarain’ny Fikambanana mampiely Baiboly eto Madagasikara. Fotoana ireo hanasana ny kristianina te hitondra anjara biriky amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Seranam-piaramanidina: famatsiam-bola 15 miliara Ar hiasan’ny Adema
Tsy nahazo ny vola tokony ho anjarany ny orinasam-panjakana Adema efa an-taona maro. Hamatsy vola azy ny fanjakana (…)
[Newsmada] - 27/12/2025
Tetikasa Folur 86 000 ha hotantanina maharitra
Miompana amin’ny hananganana rafitra ara-tsakafo maharitra sy famokarana ara-tsakafo ny tetikasa “Food Systems Land (…)
[Newsmada] - 24/12/2025
Faritra avo eto Antananarivo: trano 1 490 tafo tandindomin-doza
Mandry tsy lavoloha ny mponina eny amin’ny faritra avà amin’izao orana mateti-piavy izao. Mandindona azy ireo ny (…)
[Newsmada] - 27/12/2025
Ambohimalaza : Perquisition infructueuse au domicile d’Edgard Razafindravahy
Malgré l’absence du maître des lieux qui a de surcroît un statut de diplomate international de par sa qualité de (…)
[Midi Madagasikara] - 22/12/2025
Match de défi international : Disciples FC et les Expatriés-Barea se neutralisent
Le stade de Barikadimy de Toamasina était en effervescence lors de la 9e édition du Match de défi international (…)
[Midi Madagasikara] - 29/12/2025

