« PLFI 2026 »: Fitaovana hampandrosoana ny toekarena ny hetra
[Newsmada - Madagascar] - 14/11/2025
«Tsy loharanom-bola fotsiny ny hetra fa tena fitaovana politika ara-toekarena », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Dr Ramiarison Herinjatovo. Miantoka ny fampiroboroboana ny toekarena sy hanatsarana ny lafiny sosialin’ny mponina ny fomba fijerin’ny fitondram-panjakana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Faritra Boeny: zanaka honko miisa 10 000 voavoly
Nosantarina ny 23 desambra teo ny taom-pambolen-kazo 2025 any amin’ny faritra Boeny. Miisa 10 000 ny zana-kazo (…)
[Newsmada] - 24/12/2025
IHSM- Oniversiten’i Toliara: azo havadika ho plastika levona ny lomotra
Miroborobo ny fikarohan’ny mpianatra ao amin’ny Institut halieutique et des sciences marines (IHSM), Oniversiten’i (…)
[Newsmada] - 29/12/2025
Bono tany France: klioba telo nanaovany fitsapana
Tafaverina an-tanindrazana, ny alakamisy 25 desambra teo, ilay Malagasy mpilalao baolina kitra, Rabearivelo Bono (…)
[Newsmada] - 27/12/2025
Fihotsahan’ny tany: trano 450 tandindonin-doza noho ny rotsakorana
Raha ny tombana avy amin’ ny foibe famantarana ny toetry ny andro, mbola hitohy ny rotsakorana eto Antananarivo. (…)
[Newsmada] - 29/12/2025
Toby Ambohimanambola 2: mitombo tsikelikely ny tanjaky ny RIA
Anisan’ny hanampy ny famatsiana herinaratra ao amin’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA) ny Toby termika faharoa (…)
[Newsmada] - 23/12/2025

