65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina : Hamolavola mpilalao ho reharehan’Antohomadinika
[Newsmada - Madagascar] - 18/11/2025
Taorian’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faha-65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina (RCI), taranja rugby, ny volana mey lasa iny, nitohy ny alahady teo, tetsy Antohomadinika, ny hetsika. Natomboka tamin’ny fotoam-pivavahana nitondrana am-bavaka ny ekipa sy ireo mpitantana ary ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Lalao ara-pirahalahiana : Lavon’ny Barea 2 no ho 0 i Guinée Equatoriale
Nahita fahombiazana ny ekipa nasionaly malagasy, omaly, tany Turquie. Nandresy an-dry zareo Nzalang Nationale Guinée (…)
[Newsmada] - 18/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hatramin’ny nanoratanay omaly, tsy mbola tazana tao amin’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), (…)
[Newsmada] - 12/11/2025
Nécrologie du 11 novembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 11 novembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 11/11/2025
Jiu-jitsu-« Mondiale » : Tompondaka maneran-tany i Idealisoa
Medaly voalohany azon’ny Malagasy ao anatin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu brezilianina, (…)
[Newsmada] - 18/11/2025
DAKA AN-JORONY: Sao miala loza ka sendra atambo
Hiatrika lalao indray ny Barean’i Madagasikara anio. Fihaonana tsy ofisialy fa fanomanan-tena ihany. Efa mangina (…)
[Newsmada] - 17/11/2025

