Rallye ASACM: 29 ireo hifaninana

[Newsmada - Madagascar] - 20/11/2025
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny alahady 23 novambra ho avy izao ny Rallye Asacm. Dingana fahadimy amin’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny familiana fiarakodia ity hatao ity. Hisy 29 ireo mpanamory handray anjara sy hiady ho lohany amin’ity. Anisan’ireo hiatrika izany i Mathieu sy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fifanakalozana ara-barotra : Nampidi-bola mitentina 595,2 tapitrisa dolara
Nihatsara ny sehatry ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Etazonia sy i Madagasikara nandritra ny telo volana (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Nécrologie du 29 décembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 29 décembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 29/12/2025
Ankorondrano : Deux voleurs de motos arrêtés en flagrant délit
Deux individus ont été interpellés en plein acte alors qu’ils tentaient de forcer le contact d’une moto, dans (…)
[Midi Madagasikara] - 30/12/2025
Basket-ball – Ligue Analamanga : Haingo Mampionona Ratovonjanahary, élu président
La Ligue régionale de basket-ball d’Analamanga a un nouveau bureau. Haingo Mampionona Ratovonjanahary a été élu (…)
[Midi Madagasikara] - 31/12/2025
Palais des Sports Mahamasina: nanome ny tsara indrindra ny Reko
Fampisehoana an-tsehatra anisan’ny nahasarika mpijery maro tamin’ny faran’ny herinandro teo. Noporofoin’ny Reko fa (…)
[Newsmada] - 29/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |