“CAN 2027” : Mety hiova ny lalàna amin’ny fifanintsanana
[Newsmada - Madagascar] - 21/11/2025
Mety hiova ny dingan’ny fifanintsanana amin’ny “Can 2027”, araka ny fikarohana natao omaly. Ireo laharana voalohany sy faharoa telo mendrika indrindra ihany no mahazo tapakila mivantana ary mandalo lalao sakana ireo firenena faharoa ambiny. Efa mandeha ny resaka any ivelany fa hisy ny fanovana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
MSK – Fi.Mpi.Ma maneran-tany : Hisy ny fampiasana ny fitomboka mena
Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy maneran-tany na ny Fi.Mpi.Ma, 62 taona niorenana. Nisy ny fifanaraham-piaraha-miasa (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
Faragasy sy Dilo : Nahatafita hafatra ny « Soa Meva »
Tafiditra ao anatin’ny « Novembre numérique ». Ny sabotsy 15 novambra teo no nanatontosan’i Faragasy sy i Dilo (Eat (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
DAKA AN-JORONY: Sao miala loza ka sendra atambo
Hiatrika lalao indray ny Barean’i Madagasikara anio. Fihaonana tsy ofisialy fa fanomanan-tena ihany. Efa mangina (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Nahazo laharana iray indray ny Barean’i Madagasikara tamin’ny filaharan’ny Fifa, izay nivoaka afakomaly. Mipetraka (…)
[Newsmada] - 21/11/2025
“Orange kilonga M’kanety” : Lasan’ny ekipan’i Betafo ny amboara
Tontosa ny alakamisy 30 oktobra hatramin’ny sabotsy 1 novambra lasa teo, tany Antsirabe, ny andiany fahadimy (…)
[Newsmada] - 19/11/2025

