Letisia : 20 000 taonina haondrana any Eoropa
[Newsmada - Madagascar] - 21/11/2025
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly tolakandro, tao Analamalotra, ny taom-piotazana letisia 2025, ho an’ny faritra Atsinanana. Tsara ny vokatra tamin’ity taona ity raha oharina ny tamin’ny teo aloha na eo amin’ny lafiny kalitao na eo amin’ny vidiny. Ankehitriny, lasa 2 150Ar ny kilaon’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina : Hamolavola mpilalao ho reharehan’Antohomadinika
Taorian’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faha-65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina (RCI), taranja rugby, ny (…)
[Newsmada] - 18/11/2025
Baolina kitra : Niova ananara ho Ufia ny UFFOI
Hiverina ny fifaninanana ho an’ireo ekipa tompondaka, taranja baolina kitra, aty amin’ny ranomasimbe Indianina. (…)
[Newsmada] - 13/11/2025
Sarimihetsika malagasy : Mbola maro ireo olana mila vahan’ny mpisehatra
Mbola lavidavitra ny tena famirapiratana ho an’ny sarimihetsika malagasy. Anisan’ireo sokajy « nafana » tamin’ny (…)
[Newsmada] - 15/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina omaly ny lanonana goavana hanomezana mari-pankasitrahana an’ireo mpilalao sy mpanazatra afrikanina. (…)
[Newsmada] - 20/11/2025
Fandraharahana : Hatsangana ny politika momba ny indostria
Tafiditra ao anatin’ny fanavaozan-drafitra apetraky ny fanjakana ny Politika hampandrosoana ny orinasa, fototry ny (…)
[Newsmada] - 15/11/2025

