Fampianarana ambony : Fanamby ny hanatanterahana bakalorea madio

[Newsmada - Madagascar] - 22/11/2025
Vita ny tombana momba ny fanadinana bakalorea taona 2025 nataon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Zava-dehibe nampiavaka ny Bakalorea 2025 teo ny fampiasana ny “caméra de surveillance” sy ny rafitra fiarovana manokana ho fanaraha-maso ny laza adina. Nahomby ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Rugby ho an’olona 7 : Laharana fahefatra ny Makis Ladies
Nifarana omaly, tany Kenya ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovina olona vehivavy “Africa (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
« PLFI 2026 »: Fitaovana hampandrosoana ny toekarena ny hetra
«Tsy loharanom-bola fotsiny ny hetra fa tena fitaovana politika ara-toekarena », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 19 11 2025 )
[Newsmada] - 19/11/2025
CA- ORT : Fifanakalozana traikefa tany Alsace
Miara-miombon’antoka ny Ofisim-pirenena ho an’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM), ny fikambanana Tourisme sans (…)
[Newsmada] - 13/11/2025
Mpilaravinahitra iharan’ny herisetra: Nofanina ireo mpandray an-tanana
Naharitra roa andro ny fiofanana mahakasika ny fihainoana sy ny fandraisana an-tanana ny mpiasa nifindra mo­nina (…)
[Newsmada] - 14/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |