VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 28/11/2025
Faharoa maneran-tany mamokatra grafita voajanahary i Madagasikara, aorian’i Chine. Manara­ka antsika eo i Mozambika sy i Brezila. Hita tao anaty angon-kevitra USGS 2024 ireo antontanisa iraisam-pirenena ireo. Mahazo tombony amin’ny fitomboan’ny lanjan’izany eo amin’ity tsena iraisam-pirenena ity (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Birao politika, Ratiankavana Benjamin : « Tsy manana olana amin’ny Tim ny MMM »
Namaly ireo fanaratsiana samihafa, indrindra avy amin’ ny antoko Tim, ny eo anivon’ ny MMM, amin’ny alalan’ny birao (…)
[Newsmada] - 27/11/2025
VAOVAO TAMBATRA
Anisan’ireo firenena ambany toerana indrindra aty Afrika i Madagasikara, raha ny tatitra navoa­kan’ny Global (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Filohan’ny FMA : «Tsy manan-jo haka tapakilan’ny atleta ny federasionina»
Haratsiam-panahin’ireo mitonona ho mpikarakara ve sa fahadisoana tsy nahy avy any La Réunion no tsy nahalasa (…)
[Newsmada] - 27/11/2025
PLFI 2026 : Lany nasiam-panitsiana teny Tsimbazaza
Aroso eny amin’ny Antenimierandoholona, anio, ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola (PLFI) 2026 izay lany teny (…)
[Newsmada] - 26/11/2025
Judo-“Open d’Afrique Abidjan”: Nandrombaka medaly volafotsy i Zo
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny fifaninanana “Open d’Afrique Abidjan”, (…)
[Newsmada] - 2/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |