Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany

[Newsmada - Madagascar] - 1er/12/2025
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Mada­gasikara. Tanterahina eny amin’ny Akademiam-pirenena Tsimbazaza, mandritra ny roa andro izany. “Nano Mada 2025”, izay ahitana famelabelarana voka-pikarohana maro amin’ny nanotechnologie maneran-tany sy ahafanta­rana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

TARATRY ny KANTO
Nankalazaina, omaly, ny Andro ma­neran-tany ho an’ny harembakoka maha­kasika ny sarimihetsika sy ny haino vaky jery. (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Hiragasy goavam-be : Tolorana mari-boninahitra Ranoelison Ampahimanga
Hiavaka ny « Hiragasy goavam-be » hotanterahina amin’ny faran’ny herinandro izao. Adin-kiragasy sy fanolorana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Bazar de Noël, andiany faha-63: Anamafisana ny asa sosialy ataon’ny fikambanana WMG
Tontosa afakomaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny “Bazar de Noël”, andiany faha-63. Hetsika nokarakarain’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
Volana desambra: Niakatra ny vidin’ny solika rehetra
Nihatra nanomboka ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo ny vidin-tsolika vaovao mandritra ity volana desambra ity, (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
Orinasa afakaba : Fangatahana « agréement »
Nikarakara fivoriana loabary an-dasy ny zoma teo, ny minisiteran’ny Indostria sy ny fampiroboroboana ny tsy miankina (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |