SOMBIM-BAOVAO

[Newsmada - Madagascar] - 2/12/2025
Araka ny filazan’ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, tetsy Isoraka, hatomboka ny 21 desambra ho avy izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, « Pureplay Football League » (PFL). Marihina fa tsy mbola fantatra izay ho (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SOMBIM-BAOVAO
Nitsidika an’i Toliara ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), nijery ny fandrosoan’ ny tetikasa « (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Andriamena – Betsiboka : Nivoaka tamin’ny fahanginana ireo mpanara-dia sy nifidy an’Atoa ben’ny tanàna am-perinasa
Manoloana ny zava-nitranga mahakasika ny hetsi-bahoaka nandritra ny andro alakamisy indroa nisesy lasa teo iny, (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
Hotanterahina anio, ary ha­haritra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra amin’ny 15 desambra ho avy izao ny fitaterana an-dalamby, « Train urbain ». Tsy hihoatra ny 3 000 Ar ny (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Lomano-“Meeting de l’Océan Indien” : Nandrombaka medaly 6 i Koty Glorio
Namirapiratra indray ny Ma­lagasy mpilomano, ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fifaninanana “Meeting de (…)
[Newsmada] - 27/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |