Baolina kitra: Ho avy hanavao ny sata mifehy ny Federasionina ny Fifa

[Newsmada - Madagascar] - 2/12/2025
Ho tonga eto an-tanindrazana, amin’io volana janoary io, ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny baolina kitra (Fifa), i Gianni Infantino. Hanavao ny sata mifehy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra ny anton-diany amin’izany. “Fanavaozana”! Nam­pa­fan­tarina omaly, te­tsy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fampiroboroboana ny niomerika: Hanome sehatra ny vehivavy ny Maison digitale
Mbola sakana lehibe ho an’ny vehivavy maro ao Toliara ny fidirana amin’ny sehatra niomerika, indrindra fa eny (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Tsipy kanetibe : Hatao ny sabotsy izao ny fifidianana filohan’ny ligy
Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro ho avy izao ireo filoha vaovao hitantana ny ligim-paritra eo amin’ny taranja (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Barea A – Corentin Martins : Mbola hodinihina ny fanavaozana ny asany
Nanatanteraka fitsidihana ny Kianja Barea Mahamasina ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), (…)
[Newsmada] - 27/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Notohizana teny amin’ny Kianjan’­Am­bohi­dra­trimo, nanomboka omaly, ny lalao divizionina faharoa nasionaly, taranja (…)
[Newsmada] - 27/11/2025
«Cours des dirigeants sportifs»: Mpanao gazety 8 miofana
Nanomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana « Cours des dirigeants sportifs », izay ahitana mpiofana 24 mianadahy. (…)
[Newsmada] - 3/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |