Fisandohana sy fisolokiana: Pasitera iray voaheloka higadra 5 taona
[Newsmada - Madagascar] - 2/12/2025
Niakatra tetsy amin’ny Fitsarana ambony Toamasina, sampana misahana ny ady heloka bevava, ny alatsinainy 24 novambra teo, ny antotan-taratasin’ady lah. 83-Toa/25. Hanenjehan’ny fitsarana an-dRamilison Jean Emile, pasitera amin’ny fiangonana zandriny iray ao amin’ny kaominina Ambanivohitra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nécrologie du 29 novembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 29 novembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Lomano-“Meeting de l’Océan Indien” : Nandrombaka medaly 6 i Koty Glorio
Namirapiratra indray ny Malagasy mpilomano, ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fifaninanana “Meeting de (…)
[Newsmada] - 27/11/2025
Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
Hotanterahina anio, ary haharitra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Kaompania Ewa Air : Hisy sidina mivantana Madagasikara-Mayotte
Mitondra fanazavana sady fanitsiana ny kaompania Ewa Air, manoloana ny vaovao niely tany amin’ny fampahalalam-baovao (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Colonel Patrick : Directeur du Bureau des Doléances à la Présidence
C’est désormais officiel. Le Colonel Patrick Rakotomamonjy obtient son poste au niveau de la Présidence de la (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025

