Volana desambra: Niakatra ny vidin’ny solika rehetra
[Newsmada - Madagascar] - 6/12/2025
Nihatra nanomboka ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo ny vidin-tsolika vaovao mandritra ity volana desambra ity, raha ny navoakan’ny Ofisy malagasy momba ny akoranafo (OMH). Araka izany, niakatra 110 Ar raha oharina ny vidiny teo aloha ny lasantsy sy gazoala, nahitam-piakarany 90Ar ihany koa ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Handball : Hampiantrano fiofanana i Madagasikara
Namoaka ny fandaharam-potoana mahakasika ny fiofanana ho an’ireo mpanazatra ho an’ny taom-piasana 2026, ny 20 (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Andriamena – Betsiboka : Nivoaka tamin’ny fahanginana ireo mpanara-dia sy nifidy an’Atoa ben’ny tanàna am-perinasa
Manoloana ny zava-nitranga mahakasika ny hetsi-bahoaka nandritra ny andro alakamisy indroa nisesy lasa teo iny, (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Ambatondrazaka : Teratany karàna voatafika
Manodidina ny 15 tany ho any, miandahy miambavy, ireo olon-dratsy nanafika ity teratany karàna ity, raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Banque mondiale : Revue des projets avec le Gouvernement, cap sur l’impact réel
La Banque mondiale et le Gouvernement malgache ont procédé à la revue du portefeuille 2025 des projets financés à (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Orinasa afakaba : Fangatahana « agréement »
Nikarakara fivoriana loabary an-dasy ny zoma teo, ny minisiteran’ny Indostria sy ny fampiroboroboana ny tsy miankina (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025

