Muay Thai Tournament 4 : Ady 20 eo no hitranga eny Mahamasina
[Newsmada - Madagascar] - 9/12/2025
Hotanterahina eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny 21 desambra 2025 ho avy izao, ny “Muay Thaï Tournament 4”, karakarain’ny GISL na ny “Grande île sports et loisirs”. Ady manodidina ny 20 eo no hitranga amin’ity andiany farany sady famaranana lehibe ity, raha ny fanazavan’ny Maître (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tsipy kanetibe : Hatao ny sabotsy izao ny fifidianana filohan’ny ligy
Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro ho avy izao ireo filoha vaovao hitantana ny ligim-paritra eo amin’ny taranja (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Kaompania Ewa Air : Hisy sidina mivantana Madagasikara-Mayotte
Mitondra fanazavana sady fanitsiana ny kaompania Ewa Air, manoloana ny vaovao niely tany amin’ny fampahalalam-baovao (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Nitsidika an’i Toliara ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), nijery ny fandrosoan’ ny tetikasa « (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Africa Cup 3×3 : Fantatra ny mpilalao handrafitra ny Ankoay
Nivoaka ofisialy, omaly, ny lisitry ny Malagasy mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, hiatrika (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
D 2 Nasionaly – Ambohidratrimo : Ho fantatra anio ireo ekipa hanao famaranana
Hotontosaina, anio, eny amin’ny kianjan’Ambohidratrimo, ny andro farany fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Poule (…)
[Newsmada] - 4/12/2025

