Mpividy volamena hita faty : Efa-dahy voasambotry ny zandary
[Newsmada - Madagascar] - 11/12/2025
Notanan’ny zandarimariam-pirenena natao fanadihadiana ireo efa-dahy ahina ho tompon’antoka tamin’ny vonoan’olona niharo fandrobana tao Ambalafarihy, Sonierana, kaominina Ambohimanga Atsimo, distrikan’Ifanadiana, omaly. Raim-pianakaviana iray mpividy volamena hita faty rakotra tsatoka antsy tao (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tsipy kanetibe : Hatao ny sabotsy izao ny fifidianana filohan’ny ligy
Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro ho avy izao ireo filoha vaovao hitantana ny ligim-paritra eo amin’ny taranja (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
« Madagaslam Festival » : Tompondakan’i Madagasikara 2025 i Ma Fia
Naharesy lahatra olona maro i Ma Fia, vao nisalotra ny anaram-boninahitra, tompondakan’i Madagasikara amin’ny (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
«Tournoi des Grands Elites» : Hifanintsana any Antsirabe
Hotanterahina ny 9 – 13 desambra ho avy izao, any amin’ ny Kianja Velodrome Antsirabe, ny fifanintsanana baolina (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Madagascar – Guinée: renforcement de partenariat dans le domaine de l’industrialisation
La coopération bilatérale entre Madagascar et la République de Guinée a été renforcée dans le secteur stratégique de (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Rugby Malagasy : Hiavaka ny fankalazana ny faha-125 taona
Tapaka, omaly, fa hatao manomboka ny 20 desambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny (…)
[Newsmada] - 11/12/2025

