Karate-do-Mada isan-tarika: Ekipa 20 no andrasana etsy Mahamasina
[Newsmada - Madagascar] - 18/12/2025
Hotanterahina manomboka rahampitso ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’ny isan-tarika. Manodidina ny 20 eo ny ekipa andrasana amin’ity fifaninanana ity. Tsiahivina, voalohany no notontosaina mitokana ny fifaninanam-pirenena isan-tarika ho an’ny eto Madagasikara. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
MIDIRAMA – Imbroglio autour de la concertation nationale
Complication, confusion, chaos, les mots ne manquent pas pour qualifier ce rassemblement censé planter les jalons (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
BNI Lovain-jafy: Manasongadina hatrany ny fandraharahana maitso
Namiratra indray ny tontolon’ny toekarena maharitra tamin’ny alalan’ny fanolorana ny « Trophées BNI Lovain-jafy », (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Projet Mionjo : Près de 3 millions de bénéficiaires dans le Sud de Madagascar
Lancé en 2020 par le gouvernement malgache sous la tutelle du ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation, (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
Rugby- Fankalazana ny faha-125 taona: Hitsapa ny heriny amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina
Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny “Super coupe de Madagascar”, taranja rugby. Noho ny tsy fahafahan’ny FTM (…)
[Newsmada] - 17/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Afaka andro vitsy, hanomboka ny Can 2025, taranja baolina kitra. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny aty amin’ny (…)
[Newsmada] - 18/12/2025

