Ampitatafika : Jiolahy nikasa hanafika : roa voasambotra, tafatsoaka ny namany

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 18/12/2025
Andiana tovolahy maromaro hafahafa fihetsika no tsikaritry ny mponina nihaodihaody teny an-toerana, tao amin’ny tanànan’Ambohidavenona, fokontany Atsimombohitra, kaominina Ampitatafika ny talata teo. Mailo avy hatrany olona ka niantso mpitandro filaminana. Araka ny ny fampahafantarana nataon’ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

VAOVAO TAMBATRA
Hamoraina ny fanohanana ny mpandraharaha, Vovonana natokana ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany (PME). (…)
[Newsmada] - 16/12/2025
Ambohimangakely : Un véhicule termine sa course dans un magasin
Il y a quelques semaines, un accident de la circulation s’est produit à Ambohimangakely. Un véhicule a quitté la (…)
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
Rugby- Fankalazana ny faha-125 taona: Hitsapa ny heriny amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina
Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny “Super coupe de Madagascar”, taranja rugby. Noho ny tsy fahafahan’ny FTM (…)
[Newsmada] - 17/12/2025
“Pureplay Football League (PFL)” : Hanomboka ny alahady ho avy izao ny fifanintsanana
Hotontosaina ny 21, 27, 28 desambra ho avy izao ny andro voalohany, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Orge malagasy : Manan-danja saingy tandindomin-doza
Zavamaniry avadika ho lasa « malt » ny orge, ilaina amin’ny fanamboarana zava-pisotro labiera. Mamboly azy ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |