Tetikasa Mamiratra: Ankizy 41 nahazo tohana ara-tsaina

[Newsmada - Madagascar] - 20/12/2025
Hofaranana eny Ivandry, anio, ny tetikasa « Mamiratra ». Nifarimbonan’ny fikambanana Cœur des bénévoles sy ny fikambanana Manampy mahatony ary ny fikamban’ny mpianatra momba ny psycho-social eny Ankatso (AE-PSI) ity hetsika ity. Anampiana ireo ankizy sahirana ara-pivelomana miisa 41, anaty (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka anio ny fitaterana an-dalamby an-tanàn-dehibe. Mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Natao ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 17 12 2025 )
[Newsmada] - 17/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Afaka andro vitsy, hanomboka ny Can 2025, taranja baolina kitra. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny aty amin’ny (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Nécrologie du 20 décembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 20 décembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 20/12/2025
Fisitrahana internet : Maimaimpoana ny eny amin’ny Oniversite
Vita sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny minisiteran’ny Fa­m­piroboroboana ny haitao (…)
[Newsmada] - 19/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |