“Pureplay Football League”: tsara fanombohana ny Disciples FC sy ny CFFA
[Newsmada - Madagascar] - 23/12/2025
Notontosaina ny alahady lasa teo ny andro voalohany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Samy tsara fanombohana na ny Disciples FC Vakinankaratra na ny CFFA Andoharanofotsy, tamin’izany. Ny Disciples FC nandavo ny Mama FC, tamin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Internet : Accès gratuit au très haut débit sur 20 sites publics dès janvier 2026
Le ministère du Développement Numérique, des Postes et des Télécommunications a signé hier dans la fin de (…)
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
TV Satellite : Feno mpisoloky !
Vao nihidy ny Parabole izay azon’ny mpikirakira fifandraisan-davitra izay miafina (hacker) nangalarina, nirongatra (…)
[Midi Madagasikara] - 20/12/2025
Maro ny lesoka mila harenina: 25 % ny harin-karena no entin’ny fambolena
Natao ny 18 desambra teo ny atrikasa namoahana ny fanadihadiana ireo foibem-pikarohana sy rafi-panjakana (…)
[Newsmada] - 22/12/2025
Ivokolo Analakely : Hasongadina ny hira sy dihy vakodrazana
Nahazo ny anjarany ny mpanao hiragasy. Miara-dalana amin’izy ireo ihany koa ny vovonan’ny mpanao hira sy dihy (…)
[Newsmada] - 20/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka anio ny fitaterana an-dalamby an-tanàn-dehibe. Mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Natao ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025

