Rugby: nampifaly ireo mpilalaony ny Rosa club de l’Imerina
[Newsmada - Madagascar] - 30/12/2025
Noho ny asaramanitra, tsy nanadino ny mpilalao ao aminy ny tomponandraikitry ny fileovana Rosa club de l’Imerina III G Hangar Antohomadinika. Omaly, tetsy amin’ny tokontany EKAR Antohomadinika, notolorana fanomezana, “panier garnis”, sy lelavola ireo mpilalao sy mpitantana miisa 110 mianadahy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Bono tany France: klioba telo nanaovany fitsapana
Tafaverina an-tanindrazana, ny alakamisy 25 desambra teo, ilay Malagasy mpilalao baolina kitra, Rabearivelo Bono (…)
[Newsmada] - 27/12/2025
Match de défi international : Disciples FC et les Expatriés-Barea se neutralisent
Le stade de Barikadimy de Toamasina était en effervescence lors de la 9e édition du Match de défi international (…)
[Midi Madagasikara] - 29/12/2025
Pétanque : Adrien Andrianirina élu président de la Fédération Sports Boules Malgaches
Élu à l’unanimité ce samedi 27 décembre au Palais des Sports de Mahamasina, Adrien Julio Edouard Andrianirina prend (…)
[Midi Madagasikara] - 29/12/2025
Seranam-piaramanidina: famatsiam-bola 15 miliara Ar hiasan’ny Adema
Tsy nahazo ny vola tokony ho anjarany ny orinasam-panjakana Adema efa an-taona maro. Hamatsy vola azy ny fanjakana (…)
[Newsmada] - 27/12/2025
Fitantanana ny loza sy tandindon-doza: nohavaozina ny serasera ho an’ny ambana sy ny voina
Notanterahina nandritra ny hateloana, ny herinandro lasa teo, ny atrikasa fanavaozana ny paikadim-pirenena momba ny (…)
[Newsmada] - 22/12/2025

