Judo-“Coupe de Mada”: lohalaharana hatrany ny klioban’ny Esca
[Newsmada - Madagascar] - 30/12/2025
Nisongadina ny Judo club Esca, nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara natao tany Toamasina. Nandray anjara ny klioba 24 avy amin’ny ligy 6 manerana ny Nosy. Klioba sangany sy tsy mbola lefy laza, hatreto, ny Judo club Esca, raha eo amin’ny fifaninanana eto an-toerana. Nitana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mandoto : Un blessé et 5 millions d’ariary dérobés lors d’un cambriolage armé
Plus de cinq millions d’ariary en numéraire, des marchandises issues d’un commerce de proximité, des effets (…)
[Midi Madagasikara] - 30/12/2025
CAN 2025 : L’Afrique du Sud qualifiée dans la douleur, le Maroc termine en leader
La phase de poules de la CAN 2025 continue de livrer ses verdicts. Lundi à Marrakech, l’Afrique du Sud a validé son (…)
[Midi Madagasikara] - 30/12/2025
Bevilany – Maevatanàna : Olona milaza fa akaikin’ny olomboafidy, mampitaraina ny olona
Miteraka tsy fandriam-pahalemana sy fikorontanana eny anivon’ny fiaraha-monina ny tsindry sy tsy maty manonta, (…)
[Midi Madagasikara] - 22/12/2025
Mandoto : Maty voatifitra i Retsiraka, dahalo raindahiny
Saika hanafika tao amin’ny tanànan’i Soaravimaro, Betafo ingahy sy ny ekipany no vosambotra. Nanda sy namaly ny (…)
[Midi Madagasikara] - 30/12/2025
Fitantanana ny loza sy tandindon-doza: nohavaozina ny serasera ho an’ny ambana sy ny voina
Notanterahina nandritra ny hateloana, ny herinandro lasa teo, ny atrikasa fanavaozana ny paikadim-pirenena momba ny (…)
[Newsmada] - 22/12/2025

