Mario Prencipe – « De l’analogique au numérique »: Mihaona anaty kanto ny hosodoko fahiny sy ny teknôlôjia

[Newsmada - Madagascar] - 6/01/2026
Ny tena zavakanto, tsy lefin’ny vanim-potoana. Azo atao ihany koa ny mampiaraka ny tany aloha amin’ny teknôlôjia ankehitriny. Manamafy ireo ny fampirantiana tanterahin’i Mario Prencipe, eto Madagasikara, nanomboka omaly. «De l’analogique au numérique », fampirantiana tanterahina, ao amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fihotsahan’ny tany: trano 450 tandindonin-doza noho ny rotsakorana
Raha ny tombana avy amin’ ny foibe famantarana ny toetry ny andro, mbola hitohy ny ro­tsakorana eto Antananarivo. (…)
[Newsmada] - 29/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Mihena tsikelikely ny delestazy fa olana ara-teknika sisa no misy amin’izao, araka ny nambaran’ny Praiminisitra (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Minisitry ny Serasera tao Toamasina: tsy nahafa-po ny mpanao gazety maro an’isa
Fahadisoam-panantenana ho an’ny mpanao gazety maro an’isa ny tao Toamasina. Nihevitra izy ireo fa ho toy ny teo (…)
[Newsmada] - 30/12/2025
Des idées en goguette – 07 01 2026
[Newsmada] - 7/01/2026
Taekwondo – Championnats nationaux: Sarah et Loïc, deux juniors sacrés meilleurs combattants
Après trois jours de combats intenses au gymnase couvert de Vatofotsy, les championnats de Madagascar de taekwondo (…)
[Midi Madagasikara] - 31/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |