Rugby – Sevens challenger series : Hidona voalohany amin’ ny Makis i Belgique

[Newsmada - Madagascar] - 7/01/2026
Hisantaran’ny Rugby malagasy ny taona 2026 ny fifaninanana iraisam-pirenena. Anisan’ireo firenena hiatrika ny “sevens challenger series”, lalaovina olona 7, lehilahy, ny Makis-n’i Madagasikara. Hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “circuits mondiaux”. Ao amin’ny vondrona “B” ny Malagasy, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Baolina kitra – CAN 2025: «Mondialistes» dimy hiatrika ny ampahefa-dalana
Hitohy rahampitso zoma ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025). Fantatra avo­koa (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Mahajanga : Des cas de variole du singe détectés
Des cas de variole du singe ont été rapportés et confirmés après les analyses effectuées au LA2M et à l’Institut (…)
[Midi Madagasikara] - 31/12/2025
Fahasalaman’ny fananahana : Mila resahina malalaka amin’ny tanora
Mbola olana amin’ny fitaizana eto Madagasikara ny fisokafana amin’ny firesahana malalaka momba ny fananahana. Tena (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
Taranja Basikety : Misedra olana ny fifidianana any amin’ny ligin’Atsimo Atsinanana
Araka ny loharanom-baovao mari-pototra, misedra olana ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy any Atsimo Atsinanana, (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Baolina kitra PFL : Lalao roa hahemotra amin’ny fotoana manaraka
Hiverina amin’ny faran’ny herinandro ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, (…)
[Newsmada] - 7/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |