Fampianarana: Hiova indray ireo datim-panadinam-panjakana

[Newsmada - Madagascar] - 19/01/2026
Hivoaka amin’ity herinandro ity ny tetiandrom-pampianarana vaovao nasiam-panitsiana. Iarahan’ny minisitera maromaro sy ny sekoly tsy miankina ny fanitsiana izany. Miaiky ny fahadisoana sy ny fitarazohana amin’ny fandraisana andraikitra ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena mo­mba ilay tetiandro (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Baccalauréat : La session 2026 fixée du 17 au 21 août
Les dates du baccalauréat 2025-2026, adoptées en Conseil des ministres dernièrement, viennent d’être officialisées (…)
[Midi Madagasikara] - 14/01/2026
Fiaraha-miasa : Haverina ny zotra ana habakabaka mankany Afrika Atsimo
Maromaro ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Afrika Atsimo. Firenena voalohany (…)
[Newsmada] - 19/01/2026
INDRAY MIJERY
Ho an’ireo olona manana ahiahy amin’ny mety ho voan’ny Mpox, misy ny fizahana fahasalamana mialoha eny anivon’ny (…)
[Newsmada] - 16/01/2026
Karate-Fampivondronana : Navitrika ireo atleta tamin’ny fanombohana
Nifarana omaly, teny amin’ny EFTA Ambatobe, ny fampivondronana voalohany ho an’ireo mpikatroka Karate-do manerana ny (…)
[Newsmada] - 12/01/2026
INDRAY MIJERY
Nanamafy ny fiaraha-miasa efa misy ny Repoblikan’i Korea sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana (…)
[Newsmada] - 17/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |