Ady amin’ny Mpox : 450 000 dolara avy amin’ny amerikanina
[Newsmada - Madagascar] - 23/01/2026
Nanome fanampiana mitentina 450 000 dolara ny governemanta amerikanina entina hanohanana an’i Madagasikara amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny aretina Mpox. Efa nanomboka tamin’ny volana desambra 2025 ny asa mifandraika amin’izany. Maro ny asa ampiasana ity fanampiana ity. Anisan’izany ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Oniversiten’Antananarivo : Mpianatra 48 tsy afaka hianatra an-taona maro
Nandritra ny Conseil de discipline (Codis) nataon’ny Oniversiten’Antananarivo, nandraisana fanapahan-kevitra ny (…)
[Newsmada] - 15/01/2026
Tennis – Open d’Australie : Sarah Rakotomanga impuissante face à la numéro 1 mondial
Sarah Rakotomanga a démontré qu’elle progresse à grands pas malgré son élimination au 1er tour à l’open d’Australie. (…)
[Midi Madagasikara] - 19/01/2026
Techfest 2025 : Madagascar dans le Top 10 mondial, Orange et STEM for Good accélèrent
Les équipes malgaches ont franchi un nouveau cap au Techfest 2025, à Mumbai, en se classant dans le Top 10 mondial, (…)
[Midi Madagasikara] - 16/01/2026
Fikambanana Tsoa Ray Manavo : Nanampy tamin’ny fizaràna « allamanda » maimaim-poana
Zava-maniry sokajiana ho azo hitsaboana sy mahasitrana aretina maro ny « allamanda » ary voalaza fa efa betsaka ireo (…)
[Midi Madagasikara] - 19/01/2026

