Itaosy : Mpangalatra tanaty magazay azo sary, voasambotra
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 28/01/2026
10 volana taty aoriana, tratra ihany Ingahy ! Omaly, namphafantatra ny zandary avy eo anivon’ny tobim-paritra Itaosy ny mahakasika ny fisamborana lehilahy iray, izay tompon’antoka tamin’ny halatra solosaina avo lenta tao amina magazay iray teny amin’iny faritra Behoririka iny, volana maro lasa (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Toamasina renivohitra : Mirongatra ny fampiasana vola sandoka sy fisolokiana
“Ny fiainana ve no efa sarotra” sa “ny teknolojia no efa mandroso loatra” ka lasa mampirongatra ireo mpisoloky (…)
[Midi Madagasikara] - 29/01/2026
Journée mondiale des zones humides : Célébration nationale à Ampijoroa, Ankarafantsika
Le 2 février 2026, Journée mondiale des zones humides, Madagascar entend ne pas rater le coche. La célébration (…)
[Midi Madagasikara] - 28/01/2026
INDRAY MIJERY
Notanterahina tamin’ity herinandro ity, tao amin’ny Oniversiten’i Toamasina, ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy (…)
[Newsmada] - 31/01/2026
Lalangina : Varatra nilatsaka, olona roa niara-maty
Nampitondra takaitra fianakaviana indray ny oram-baratra tany amin’iny distrikan’i Lalangina iny. Araka ny fantatra (…)
[Midi Madagasikara] - 28/01/2026
StarTimes : Fitantarana lalao amin’ny teny malagasy
Tolotra manakaiky vahoaka, natao ho an’ny Malagasy rehetra. Mitohy ny fitantarana amin’ny teny malagasy, ao amin’ny (…)
[Newsmada] - 30/01/2026

