CENHOSOA Soavinandriana : Am-polony ireo ankizy nodidiana fo maimaimpoana
[Newsmada - Madagascar] - 31/01/2026
Hopitaly hany tokana misahana ny fitsaboana ireo zazakely manana fahasarotana ao amin’ny fo ny hopitaly miaramila (CenHoSoa) eny Soavinandriana. Omaly, nitsidika tamin’ny fomba ofisialy ity sampam-pitsaboana zazakely manana olana amin’ny fo ity ny minisitry ny Foaloalindahy (MFA), ny Jly (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
1 000 andro eo amin’ny zaza: Hifanakalo ny zava-misy ireo mpisehatra
Mivory mandritra ny hateloana, eny Anosy, ny mpisehatra amin’ny fahasalaman’ny reny sy zaza tarihin’ny mpitsabo (…)
[Newsmada] - 28/01/2026
Pétanque : La Ligue Analamanga s’ouvre à tous les passionnés
La Ligue Sport Boules Analamanga a réuni, samedi dernier, à l’ANS Ampefiloha, l’ensemble des acteurs de la (…)
[Midi Madagasikara] - 26/01/2026
MIDIRAMA : Ici, on refond dans le même moule, ailleurs, on ressasse
Ne nous attendons pas à un renouveau, le déchu d’aujourd’hui va hurler ce qu’il n’a pas fait hier et va crier sur (…)
[Midi Madagasikara] - 24/01/2026
Tanambao Tsirandrangne : Le cri de détresse d’une population face aux abus de pouvoir
L’insécurité et l’injustice atteignent un point de non-retour à Tanambao Tsirandrangne, district de Bekily, Androy. (…)
[Midi Madagasikara] - 28/01/2026
Mahajanga : Miray tsikombakomba amin’ireo mpitondra bajaj ny mpanendaka
« Mivoatra hatrany ny fomba fanaon’ireo olon-dratsy amin’ny halatra sy fanendahana ataony. Raha ny hita tao (…)
[Midi Madagasikara] - 31/01/2026

