Alasora : Reny niaraka tamin’ny zanany, maty natsingevan’Ikopa
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 2/02/2026
Mbola teny an-trotroany ilay zanany. Zazakely sahabo eo amin’ny roa taona teo ho eo. Efa samy tsy nisy aina intsony izy mianaka … Tranga mampivarahontsana no nitsena ireo mponina teny Alasora, ny marain’ny sabotsy teo, tao anaty ora-mikija. Renim-pianakaviana iray niaraka tamin’ny zanany no (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ostie : Sokajiana ireo mila fitsaboana maika
Ampahafantarin’ny Ostie an’ireo tonga mitsabo tena ao aminy ny fisokajiana ireo marary mila vonjy aina na Cas (…)
[Newsmada] - 28/01/2026
AGOA : Prorogation réduite à un an et plus de 7 000 emplois directs déjà perdus
La Chambre des représentants des États-Unis a voté, le 12 janvier 2026, la prorogation pour une durée de trois ans (…)
[Midi Madagasikara] - 29/01/2026
Nate Tex : “Za”, rakikira mitantara fiainana…
Taona maro taty aorian’ny vokatra voalohany, tontosa ny rakikira faharoan’i Nate Tex. Hampahafantariny an-tsehatra (…)
[Newsmada] - 24/01/2026
Fenoarivo Atsinanana : Démantèlement d’un réseau de voleurs de motos
Dans la nuit du 26 au 27 janvier 2026, deux motos ont été dérobées dans le fokontany « Samy Bômba », à Fenoarivo (…)
[Midi Madagasikara] - 29/01/2026
Nécrologie du 24 janvier 2026
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 24 janvier 2026 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 24/01/2026

