Corentin Martins- Mpanazatra ny Barea : Hita ny marimaritra iraisana, andrasana ny fanambarana ofisialy
[Newsmada - Madagascar] - 3/02/2026
Nifarana ny 31 janoary teo, ny fifanarahan’ny fanjakana malagasy sy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) amin’ilay frantsay mpanazatra ny Barea, Corentin Martins. Fantatra, omaly, fa mbola hanohy i Corentin Martins ary andrasana ny fanambarana ofisialy mahakasika izany. Araka ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Karate-Analamanga: Niofana momba ny “Médecine du Sport”
Nanatanteraka fiofanana mahakasika ny “Médecine du Sport”, teny Mahamasina, ny sabotsy lasa teo, ny eo anivon’ ny (…)
[Newsmada] - 26/01/2026
Judo-Fédération : Eric Saïd confirmé à la tête
Va pour un mandat de 4 ans. La Fédération malagasy de judo (FMJ) a choisi la stabilité. Réunies en assemblée (…)
[Midi Madagasikara] - 2/02/2026
1 000 andro eo amin’ny zaza: Hifanakalo ny zava-misy ireo mpisehatra
Mivory mandritra ny hateloana, eny Anosy, ny mpisehatra amin’ny fahasalaman’ny reny sy zaza tarihin’ny mpitsabo (…)
[Newsmada] - 28/01/2026
Pureplay Football League : Le Cosfa domine 2-0 l’Ajesaia
La troisième journée du championnat de Madagascar, Pureplay Football League, a vu les militaires du Cosfa s’imposer (…)
[Midi Madagasikara] - 28/01/2026
Célébration : Siméon Rajaona, le père de la « malgachitude »
Madagascar célèbre cette année le centenaire de Siméon Rajaona, monument de la pensée postcoloniale et pionnier de (…)
[Midi Madagasikara] - 30/01/2026

