Amboditandrohoroho-Toamasina II : Trano 84 ravan’ny tadio, 13 niendaka tafo

[Newsmada - Madagascar] - 5/02/2026
Tokantrano miisa 84 rava tanteraka raha 13 hafa kosa simba ny tafo. Omby sy biby fiompy anjatony maty, hazo fihinam-boa sy voly fanon­drana fohitra tanteraka, toy ny letisia, jirofo. Ireo ny takaitran’ ny fandalovan’ny rambonda­nitra na tadio (tornade) ny sabotsy 31 janoary teo, to­kony ho (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Assemblée nationale française : Les cas Houcine Arfa et Andry Rajoelina évoqués
Le gouvernement de Sebastien Lecornu est interpellé par des députés français concernant le sort de leurs (…)
[Midi Madagasikara] - 6/02/2026
Federasionina malagasin’ny Tenisy: Hatao ny 14 febroary ny fifidianana filoha
Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny sabotsy 14 febroary ho avy izao, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena (…)
[Newsmada] - 4/02/2026
« Mpikatramo » tratra tetsy 67ha : Milaza fa iraka polisy ary mitaky vola amin’ny taxibe
Fantatr’ireo mpisehatra amin’ny fiara fitateram-bahoaka eto an-drenivohitra amin’ny anarana hoe « poste 10 » itony (…)
[Midi Madagasikara] - 31/01/2026
Pureplay Football League : Le Cosfa domine 2-0 l’Ajesaia
La troisième journée du championnat de Madagascar, Pureplay Football League, a vu les militaires du Cosfa s’imposer (…)
[Midi Madagasikara] - 28/01/2026
Formation à la relance sucrière : Jean Walker Andriakotomalala mobilise à Mahamasina
Jean Walker Andriakotomalala, 31 ans de service à la Siramamy Malagasy (SIRAMA SA) et unique promoteur des projets (…)
[Midi Madagasikara] - 4/02/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |