Ramaroson Jean Michel : Lany ho filohan’ny FMBB faninefany

[Newsmada - Madagascar] - 12/02/2026
Tontosa omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifidianana izay hitantana ny Federasionina malagasin’ny basikety. Mbola nomen’ny ligy fitokisana Ramaroson Jean Michel, ka lany indray hitantana ny FMBB mandritra ny efa-taona manaraka (2026-2030). Fotoam-pitantanana faha-4 ho (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Médiature de la République : Un ministère sur le banc des accusés
La Médiature de la République revient sur le devant de la scène et confirme son engagement à agir comme un acteur de (…)
[Midi Madagasikara] - 9/02/2026
Rasazy Valencia – Fandrindram-piterahana : “Fifaliako rehefa samy resy lahatra ny mpivady”
Rasazy ao amin’ny CSB II Ambohimanarivo Antsirabe, nandritra ny 8 taona, Rafano­mezantsoa Lantonirina Valen­cia. (…)
[Newsmada] - 6/02/2026
Federasionina malagasin’ny Tenisy: Hatao ny 14 febroary ny fifidianana filoha
Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny sabotsy 14 febroary ho avy izao, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena (…)
[Newsmada] - 4/02/2026
Notation souveraine de Madagascar : Sortie de la « surveillance négative » avec une perspective stable
Madagascar enregistre un signal jugé favorable sur le front de la crédibilité financière. Au 23 janvier 2026, (…)
[Midi Madagasikara] - 4/02/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |