ONU SY IFRC : Hanampy amin’ny fanorenan-trano
[Newsmada - Madagascar] - 14/02/2026
Nanolotra vola mitentina 1 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara ny Federasionina iraisam-pirenen’ny Croix-Rouge sy Croissant-Rouge (IFRC). Hanome tohana koa ny Firenena mikambana. Nandritra ny fihaonan’ny Praiminisitra, lehiben’ny governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy, tamin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Handball – CCCOI : Resin’ny TMI Ihosy ny AJM Tsimkoura
Niditra tamin’ny andro faharoa, omaly, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina ho an’ny ekipa (…)
[Newsmada] - 10/02/2026
Oniversite : Toamasina Ilàna fitantanana mangarahara
Tafapetraka tamin’ny fitantanana ny Oniversiten’i Toamasina, ny Dr Razanakolona Diny, ny alakamisy 29 janoary 2026 (…)
[Newsmada] - 10/02/2026
Cyclone Gezani : Premier bilan de la CUA dans la capitale
La Commune urbaine d’Antananarivo (CUA) a dressé, hier, un premier bilan des dégâts causés par le passage du cyclone (…)
[Midi Madagasikara] - 12/02/2026
Tontolon’ny hira : Hivondrona ireo mpitendry zavamaneno
Nihaona omaly, tao amin’ny Ivokolo Analakely, ireo mpitendry zavamaneno. Nisongadina, tamin’izany, ny antso ho an’ny (…)
[Newsmada] - 5/02/2026
Digitalisation : Au service de la banque de demain
Du 9 au 13 février, BIRGER. organisera, à son siège social de Talatamaty, des sessions personnalisées destinées aux (…)
[Midi Madagasikara] - 6/02/2026

