Centre Fazako – Ambohijanahary Antehiroka: nahazo kilalao sy vatomamy ary harendrina ny kilonga

[Newsmada] - 06/23/2018

Tafiditra tao anatin’ny lisitr’ireo akany nahazo fanomezana avy amin’ny minisiteran’ny mponina ny Centre Fazako. Hanao fetin’ny hasaramanitra tokoa ny ankizy. Tonga teny amin’ny Centre Fazako eny Ambohijanahary Antehiroka, izay tantanan-dRamatoa Andriantsitohaina Ginette ny ekipan’ny minisiteran’ny (...)

... article publié par "Newsmada", lire la suite de l'article
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


            e-mail

Dans les journaux malgaches

« Taranak’Andriamanantena Georges »: hilalao an-tsehatra ny tantara « Anjomara »
Hampahatsiaro ny tantaram-pirenena sy ny fitiavan-tanindrazana. Holalaovin’ny taranak’Andriamanantena Georges, na i (...)
[Newsmada] - 19/07/2018
Fampianarana: lasa sorona ny zaza malagasy
Latsaka eo anelanelan’ny mpampianatra sy ny fanjakana ireo mpianatra,…tsy tanana handrangotra tsy tongotra hitsipaka (...)
[Newsmada] - 19/07/2018
Meteo: hatsaraina ny fampitam-baovao
Natolotra, omaly, ny fitaovana fampitam-baovao fanomezana avy amin’ny tetikasa PRCCC PAGE/GIZ teny (...)
[Newsmada] - 19/07/2018
Ambohidratrimo: zazakely roa volana, nanjavona
Very teny Ambohidratrimo Andrianirinatolotriniavo Natiora. Zazavavy vao roa volana. Manao akanjo ba mavokely misy (...)
[Newsmada] - 19/07/2018
Faritra Sava sy Analanjirofo: tsy latsaky ny 300 000 Ar ny kilaon’ny lavanila
Mangataka ny hitazonana ny vidin’ny lavanila ho 300 000 Ar ny kilao, ny ambany indrindra, ny tantsaha mpamboly any (...)
[Newsmada] - 19/07/2018
Lapan’i Mahazoarivo: nanao ranolava ireo vahiny noraisin’ny PM
Anisan’ny noraisin’ny Praiminisitra Ntsay Chritstian, omaly teny Mahazorivo ny ambasadaoron’i Egypta, i Mohamed (...)
[Newsmada] - 19/07/2018
Sehon’i Lalatiana: hitohy etsy amin’ny Piment Café
Vantany vao tapitra ny fampisehoana ny alahady teo, efa maro ireo nanontany ny fihaonana manaraka. Rehefa naheno ny (...)
[Newsmada] - 19/07/2018
|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |