Ambalavao : MD ireo nibizina rongony 25 gony

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 2/07/2020
Rongony mitotaly eo amin’ny 25 gony teo no sarona tao amin’ny toerana antsoina hoe Mandazaka, ao amin’ny kaominina Ambinaniroa, distrikan’Ambalavao, ny zoma lasa teo. Olona roa no voarohirohy tamin’ity resaka trafikana zava-mahadomelina ity, izay fantatra fa nadoboka am-ponja avy hatrany taorian’ny (...)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


        e-mail

Dans les journaux malgaches

Aïd Al-Adha dans le Nord – Une célébration dans la simplicité
Outre, l’Aïd El Fitr qui marque la fin du Ramadan, l’Islam reconnait également comme grande fête l’ Aïd al-Adha ou la (...)
[L’Express de Madagascar] - 1er/08/2020
Tantara an-tsary: raikitra ny fifaninanana « Première Bulles » 2020
Maro ny hetsika ao anatin’ny tontolon’ny zavakanto no nofoanana noho ny valanaretina covid-19. Ireo izay afaka (...)
[Newsmada] - 28/07/2020
Exprès #7708 par Mamy Andrianarison
L’article Exprès #7708 par Mamy Andrianarison est apparu en premier sur L'Express de Madagascar.
[L’Express de Madagascar] - 1er/08/2020
Krizin’ny Covid-19: tafakatra 200 000 Ar ny volamena 1g
Azo ampiasaina amin’ny fifanakalozana vola eo amin’ny tsenambola iraisam-pirenena ny volamena. Midangana ny vidiny sy (...)
[Newsmada] - 30/07/2020
Ramamimampionona G. : “Aoka tsy hilavo lefona”
Tsy misy resaka saina fotsy. “Mbola ao anatin’ny ady sy tolona isika amin’izao. Io valanaretina Covid-19 io sy ny (...)
[Newsmada] - 3/08/2020

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |