Fikarakarana ny lalaon’ny Barea sy i Niger: mpikamban’ny FMF efatra tratran’ny Covid-19

[Newsmada - Madagascar] - 7/04/2021
Anisan’ny foiben’ny coronavirus ny any Toamasina. Nifindran’ny valanaretina covid-19 ireo mpikambana miisa efatra eo anivon’ny Federasion’ny baolina kitra (FMF) tamin’ny fikarakarana sy fanomanana ny lalaon’ny Barea sy i Niger farany teo. Voalazan’ny loharanom-baovao fa ireo nisahana ny asa rehetra (...)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


        e-mail

Dans les journaux malgaches

CUA – Ankohonana miarina: fianakaviana 80 nahazo 50 000 Ar avy
Olona 180 sy fiankaviana 80 ao amin’ny Akany Mivoy nahazo famatsiana vola 50 000 Ar avy hanaovany velon-tena sy (...)
[Newsmada] - 10/05/2021
Energie – La centrale de Sahofika aux oubliettes?
Que devient le projet d’aménagement hydroélectrique de Sahofika? La question attend toujours les réponses du (...)
[L’Express de Madagascar] - 4/05/2021
Mahitsy – Sept bandits armés frappent
Un gang armé a insufflé la terreur à Mahajija Mahitsy avant-hier tôt le matin. Munis de pistolets automatiques et de (...)
[L’Express de Madagascar] - 7/05/2021
Nitotonan’ny Emmo/Reg…: fiangonana roa saika hisokatra nahazo fampitandremana
Fiangonana roa tao an-drenivohitr’i Toamasina, omaly, no nitotonan’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny Emmo/Reg, (...)
[Newsmada] - 10/05/2021
Covid-19: 150 ny tranga vaovao, fito ny lavon’ny valanaretina
Nahatratra 724 ny isan’ny nanaovana fitiliana ho an’ny 9 mey ka nahitana tranga vaovao 150, araka ny antontanisa (...)
[Newsmada] - 11/05/2021

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |