Voka-pifidianana : Nisy nisandoka ny tranonkalan’ny Ceni
[Newsmada - Madagascar] - 23/12/2024
Namoaka fanambarana ofisialy ny tomponandraikitra eo anivon’ny Vaomiera nasionaly misahana ny fifidianana Ceni fa nisy nisandoka ny tranonkalan’izy ireo, ny sabotsy 21 desambra teo. Nafamadiky ny olon-dratsy tamin’izany ny voka-pifidianana ben’ny tanàna ka nataon’ny mpisoloky ho nandresy ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mananara avaratra : Trano 13 kila hotohoton’ny afo tao Fahambahy…
Nitrangan’ny haintrano nahatsiravina tao Mananara avaratra, faritra Ambatosoa, tao amin’ny fokontany Fahambahy, (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Alasora : Un des auteurs du braquage d’un hôtel, identifié et arrêté
Impliqué dans le braquage d’un hôtel à Alasora et ayant fait l’objet d’un avis de recherche depuis le 3 février, un (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Tsy milamina i Toamasina : Tonga any an-tokantranona polisy ny asan-jiolahy
Mahamay sy tsy milamina ny tanànan’ i Toamasina sy ny manodidina amin’ny resaka tsy fandriampahalemana. Saika (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Tanamasoandro, Autoroute, Base Toliara : Le régime confronté à différents foyers de tension
Alors que la tension est retombée sur le plan politique, les grognes sociales prennent le régime en tenaille. (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Tout le monde y gagnera
A cause des intempéries, les cours sont de nouveau suspendus dans la Direction régionale d’Analamanga. Ce problème (…)
[Newsmada] - 20/02/2025