Atletisma: Fihaonana iraisam-pirenena 3 ny tanjona

[Newsmada - Madagascar] - 28/12/2024
Feno ny fandaharam-potoan’ny Federasiona malagasin’ny atletisma, amin’ny taom-pilalaovana 2025. Raha eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, 3 no ezahina hotanterahina ka anisan’izany ny fiatrehana ny ho tompondaka maneran-tany «sur piste », ho an’ny sokajy Sénior, lahy sy vavy, tanterahina any (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Toamasina renivohitra : Tena tsy milamina ny tanana…
Nitrangana vono olona indray tao Salazamay P/elle 14//21 ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo tokony manodidina (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy
Ankoatra ireo tra-boina teto an-drenivohitra sy ny manodidina noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Kitra any Allemagne : Efa tompon-toerana i Bolo
Malagasy mpilalao baolina kitra, efa mametraka ny lazany any Allemagne, i Voaha­riniaina Kanto Fitiavana na i Bolo. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Klioban’ny UASC : Hanokatra Dojo ho azy manokana
Anisan’ny hanamarihina ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny UASC (Union amicale et sportive des Che­minots), taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |