Toamasina renivohitra : Tena tsy milamina ny tanana…
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 21/02/2025
Nitrangana vono olona indray tao Salazamay P/elle 14//21 ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo tokony manodidina ny 10ora alina. Tovolahy iray mponina ao Salazamay ihany no maty voatsatoka antsy ny alin’io ihany. Manao fiambenana tananam-bazaha ity tovolahy ity, ka niditra ireo andian-jiolahy (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Trail Ibity andiany fahasivy : Hanampiana ireo zaza tsy ampy sakafo ao Antsirabe
Hotanterahina ny alahady 6 avrily ho avy izao, ny andiany fahasivy amin’ny Trail Ibity. Any amin’ny faritra (…)
[Newsmada] - 13/02/2025
Tanamasoandro, Autoroute, Base Toliara : Le régime confronté à différents foyers de tension
Alors que la tension est retombée sur le plan politique, les grognes sociales prennent le régime en tenaille. (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
“Afrobasket 2025” : Fantatra ireo mpilalao 12 mirahalahy
Nivoaka omaly ny lisitra ofisialin’ireo mpilalao mandrafitra ny ekipan’ny Ankoay, hiatrika ny dingana faran’ny (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Afrobasket 2025 : Ho avy ny 18 febroary i Mathias M’Madi
Efa manomboka tonga tsikelikely eto Madagasikara ireo mpilalao basikety milaravinahitra any ivelany, hiatrika ny (…)
[Newsmada] - 13/02/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 64 ny fiofanana momba ny tetikasa « Jumelage SPS », novatsian’ny Vondrona eoropeanina (UE) vola, nandritra ny (…)
[Newsmada] - 17/02/2025