Ankazobe : Fasana nilevenan’ny ex-Pds nisy namaky
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 31/12/2024
Tao amin’ny toerana antsoina hoe Tsitakondaza no misy ny fasan-drazan’ny filohan’ny delegasiona manokana izay nitatantana an’Antananarivo teo aloha. Ao koa izy no nalevina ny septambra lasa teo rehefa niamboho teo amin’ny faha-55 taonany. Nisy nahatsikaritra fa nidanadana ny varavaram-pasana. (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tout le monde y gagnera
A cause des intempéries, les cours sont de nouveau suspendus dans la Direction régionale d’Analamanga. Ce problème (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
“Tropic’Awards 2025” : Hanandratana avo ny sehatry ny fizahantany
Fanoitra amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny fizahantany. Hizara mari-pankasitrahana ireo mpisehatra mendrika, ao (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Fonjan’Antanimora : Natsahatra ny « maputo »
Nafindra kartie miaraka amin’ny maro ireo voafonja ao amin’ny toerana manokana nantsoina hoe maputo. Ny antony dia (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Tsy milamina i Toamasina : Tonga any an-tokantranona polisy ny asan-jiolahy
Mahamay sy tsy milamina ny tanànan’ i Toamasina sy ny manodidina amin’ny resaka tsy fandriampahalemana. Saika (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Fambolena vary safiotra : Miantso fifampidinihana ny Malagasy Miara-Miainga
Miantso fifampidinihana momba ny fanaparitahana ny voly vary safiotra ny MMM. Tsy manohitra ny fanatsarana ny (…)
[Newsmada] - 22/02/2025