Fonjan’Antanimora : Natsahatra ny « maputo »
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 21/02/2025
Nafindra kartie miaraka amin’ny maro ireo voafonja ao amin’ny toerana manokana nantsoina hoe maputo. Ny antony dia noho ny fahatsapàna fa mivoy kolikoly sy manome sehatra ny fanavakavahana izany. Nifindra avokoa izany ireo lehilahy izay mba nanana ny maha-izy azy teo aloha, toa ny minisitra, ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Prix RFI Découverte : « Nous sommes fiers de nous », dixit Dina Mialinelina
RFI vient d’annoncer la grande gagnante du prix RFI Découverte 2025. C’est la chanteuse guinéenne Queen Rima qui a (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Jiu-Jitsu – Championnat d’Afrique : Madagascar alignera plus de 30 combattants
La Fédération Malgache de Jiu-Jitsu (FMJJ) a tenu son Assemblée Générale Ordinaire ce samedi au Palais des Sports (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Afrobasket 2025 : Ho avy ny 18 febroary i Mathias M’Madi
Efa manomboka tonga tsikelikely eto Madagasikara ireo mpilalao basikety milaravinahitra any ivelany, hiatrika ny (…)
[Newsmada] - 13/02/2025
Olona matin’ny pesta : Nofongarin’ny havany tao am-pasana
Nalain’izy ireo tao amin’ny fasam-bahiny ny razana ny alatsinainy alina teo raha maty tamin’ny sabotsy lasa teo. (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025