Maevatanàna an-tampon-tanàna : Voafehy ny fitandroana ny filaminana nandritra ny fety
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 6/01/2025
Nisy 45 ireo polisy naparitaka hitandro ny filaminana, teny anivon’ny fiaraha-monina sy ny elakelan-trano, ary ny fokontany, nandritra ny fety faran’ny taona sy taom-baovao, ho an’ny teto Maevatanàna an-tampon-tanàna. Raha ny vaovao marim-pototra voaray hatrany dia nahitam-bokany ny ezaka (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Nécrologie du 21 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 21 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Prix RFI Découverte : « Nous sommes fiers de nous », dixit Dina Mialinelina
RFI vient d’annoncer la grande gagnante du prix RFI Découverte 2025. C’est la chanteuse guinéenne Queen Rima qui a (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Jirama sandoka : Olona roa karohina
Misandoka ho mpiasan’ny Jirama izy ireo ary milaza fa hanao fitsirihina. Mikonokokona kely eo ary mitaky vola (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Mamavo – Tsaratanàna : Voasambotra ilay miaramila nitifitra raim-pianakavina iray
Zava-doza no niseho tany amin’ny tanàna atao hoe Mamavo, any amin’ny kaominina ambanivohitra Ambakireny, any amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025