Sombim-baovao

[Newsmada - Madagascar] - 9/01/2025
Fantatra ny firafitr’ireo ekipa malagasy roa hiatrika ny Passion Pétanque Française (PPF 2025). Hia­raka ry Tselonina sy Racle ary Nanou. Hitambatra iray kosa i Baloty sy i Tianakely ary i Zigle. Fifaninanana izay hatao ao Aix-en-Provence France ny 15 sy 16 febroary ho avy izao. Ho fanomanan’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 22 febroary, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanana Rugby lalaovin’olona fito, (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 64 ny fiofanana momba ny tetikasa « Jumelage SPS », novatsian’ny Vondrona eoropeanina (UE) vola, nandritra ny (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
MJS – Toamasina : Manentana ny tanora havitrika ny minisitra
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly, tao amin’ny Arena Sport Toamasina, ny hetsika “Tanora mandrafitra ny hoavy (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
BNM: Zoom sur l’écrivain et poète Fanja Razah
Chaque mois, la Bibliothèque nationale de Madagascar (BNM), soutenue par le ministère de la Communication et de la (…)
[Newsmada] - 20/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |