MJS – Toamasina : Manentana ny tanora havitrika ny minisitra

[Newsmada - Madagascar] - 22/02/2025
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly, tao amin’ny Arena Sport Toamasina, ny hetsika “Tanora mandrafitra ny hoavy (TMH)”, izay nokarakarain’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS). Nandritra ny lahatenin’ny minisitra MJS, Marson Moustapha Abdulah, nanentana ireo tanora tsy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

MJS – Toamasina : Manentana ny tanora havitrika ny minisitra
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly, tao amin’ny Arena Sport Toamasina, ny hetsika “Tanora mandrafitra ny hoavy (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
Manerinerina : Mpivady mpitarika fivavahana karohina
Fanararaotana ara-nofo amin’ny zaza amam-behivavy. Ireo no tena antony nahatonga ny olana. Mpitondra fivavahana ary (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Dossier : Tsihy, Introduction remarquée dans le monde de la mode
Les nattes tressées de Madagascar ou « tsihy » ne datent pas d’hier et font partie de la vie quotidienne des (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Baolina kitra, sokajy vehivavy : Hatao amin’ny faritra telo ny dingana faharoa
Hotanterahina ny 25 feb­roary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, any amin’ireo faritra telo : Ihosy sy Antsirabe ary (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita (…)
[Newsmada] - 15/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |