Ady tany: lehilahy iray namoy ny ainy, efatra naratra
[Newsmada - Madagascar] - 10/01/2025
Lehilahy maty vokatry ny fifampikasihan-tanana nateraky ny ady tany ary efatra naratra tao Kianjamiarina, kaominina Tsinjoarivo, afakomaly. Fianakaviana roa samihafa ity nitrangana fifanolanana momba ny lova ity. Nanomboka tamin’ny taona 2022 izy ireo no nifanditra teny anivon’ny fitsarana. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tsy milamina i Toamasina : Tonga any an-tokantranona polisy ny asan-jiolahy
Mahamay sy tsy milamina ny tanànan’ i Toamasina sy ny manodidina amin’ny resaka tsy fandriampahalemana. Saika (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Toamasina renivohitra : Tena tsy milamina ny tanana…
Nitrangana vono olona indray tao Salazamay P/elle 14//21 ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo tokony manodidina (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Dans le cosmos
Le salon du livre africain de Paris rempile pour sa 4e édition du 14 au 16 mars. Durant trois jours, de nombreux (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy
Ankoatra ireo tra-boina teto an-drenivohitra sy ny manodidina noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
“Ligue des Champions” : Hiady mafy ny Man City
Hotontosaina, anio, ao amin’ny kianja Santiago Bernabeu Espagne, ny lalao miverina hifanandrinan’ny Real Madrid FC (…)
[Newsmada] - 19/02/2025