Fibatana fonjamby: nahazo sazy henjana i Roilya

[Newsmada - Madagascar] - 11/01/2025
Navoakan’ny gazety maorisianina, ny faran’ny taona 2024, fa nahazo sazy henjana ilay Malagasy mizaka ny zom-pire­nena maorisianina, mpibata fonjamby, Ranaivosoa Roilya. Nosazin’ny Federasiona iraisam-pirenena, tsy mahazo mandray anjara amin’ny fifaninanana ao Maurice sy amin’ny sehatra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

« Forum économique du secteur privé »: Hisongadina ny vokatra malagasy
Hotanterahina ny 2 sy 3 mey, any Genève, ny « Forum économique du secteur privé Madagascar, terre d’opportunités » (…)
[Newsmada] - 8/02/2025
VAOVAO TAMBATRA
Mitotaly 10 000 ireo zana-trondro narotsaka ao amin’ny farihin’Ankadinondry Sakay nandritra ny fambolen-kazo natao (…)
[Newsmada] - 8/02/2025
Ny volo na Bararata : Tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ny Betsimisaraka
Zavamaniry iray tsy afa-misaraka amin’ ny olombelona maro ny volo na bararata. Ani­san’ny mampiasa azy io betsaka ny (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Tonga ity ny taona 2025, hatramin’ny omaly, tsy mbola nisy feo mandeha mahakasika ny fandaharanasan’ny Federasiona (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Trail Ibity andiany fahasivy : Hanampiana ireo zaza tsy ampy sakafo ao Antsirabe
Hotanterahina ny alahady 6 avrily ho avy izao, ny andiany fahasivy amin’ny Trail Ibity. Any amin’ny faritra (…)
[Newsmada] - 13/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |