Ny volo na Bararata : Tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ny Betsimisaraka
[Newsmada - Madagascar] - 14/02/2025
Zavamaniry iray tsy afa-misaraka amin’ ny olombelona maro ny volo na bararata. Anisan’ny mampiasa azy io betsaka ny Betsimisaraka. Fitaovana ilaina amin’ny fiainana andavanandro mihitsy izy io. Anisan’ny zavamaniry tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ ny Betsimisaraka ny volo na (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
MTP: Zana-kazo 2 000 isa voavoly
Natao ny 14 febroary teo, teny Ankadilalana, fokontany Ambatomirahavavy, kaominina Ampanotokana, ny fambolen-kazo (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Volley-“CCCZone 7”: Hanao lalao ara-pirahalahiana maro ny GNVB
Fanombohana ihany iny, araka ny fanazavan’ny filohan’ny klioba GNVB, ny kolonely Rajaonarison Fortunat, fa mbola (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Tonga ity ny taona 2025, hatramin’ny omaly, tsy mbola nisy feo mandeha mahakasika ny fandaharanasan’ny Federasiona (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Faritra Vakinankaratra: Mandala ny mangarahara
Manohy ny fomba fiasa nahazatra azy, amin’ny fihaonana amin’ny mpanao gazety, ny eo anivon’ny faritra (…)
[Newsmada] - 12/02/2025